|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Fanasan' ny Tompo |
| Singan-teny | 2 fanasana, 3 Tompo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 The Lord's Supper. Fanasana is very frequently used alone for this..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|